|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mahaleo ny sarany ny vidiny
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza ny zavatra izay mihoatra noho ny vidiny ny vola nikarakarana azy [1.1]
Singan-teny  4  tsy, mahaleo, sara, vidy

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22